|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vava tsy ratsy |
| Singan-teny | 2 vava, 3 tsy, 4 ratsy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 am-bava tsy ratsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|